Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Andro fahatelo amin'ny fanadinana bakalorea 2025 : manohy ny fitsidihana ireo ivon-toeram-panadinana ny Minisitra

Tsy nikely soroka fa nidina ifotony teny amin'ny ivon-toeram-panadinana EPP Analakely avy hatrany ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy…..

Détail
course thumb

Fanomanana ny fikaonan-doha atrehan'ny daholobe mandritra ny Fihaonamben'ny Vondrona SADC andiany faha 45

Zava-dehibe ho an'i Madagasikara ny handraisan'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny fitantanana ny vondrona SADC amin’ny maha Filohan’ity vondrona…..

Détail
course thumb

Andro voalohany amin’ny fanadinana bakalorea 2025

Nilamina ny fanombohana ny fanadinana bakalorea manerana ny Nosy amin'ny ankapobeny.Nanara-maso akaiky ny fizotry fanadinana ny fianakaviamben’ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa…..

Détail
course thumb

Nitohy teny amin'ny Ecole Normale Superieure ny fidinana ifotony ataon'ny Minisitra

Manohy ny fidinana isaky ny sampam-pianarana na "établissement" ny MESUPRES, manakaiky ireo mpisehatra rehetra ao aminy mba hahafantarana ireo olana misy ary miara mijery…..

Détail
course thumb

Fananganan-tsaina Volana Jolay 2025 : mitohy ny asa eto anivon’ny Ministera

Mitohy hatrany ny asa sahanina eto anivon'ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa hoy ny Sekretera Jeneraly, Pr SALAVA Julien raha nitarika ny Fananganan-Tsaina…..

Détail
course thumb

Fitokanana fotodrafitrasa tao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa

Tsy mitsaha-mitombo ny isan'ireo mpianatra afaka fanadinana Bakalorea mandranto fianarana eny amin’ny Anjerimanontolo ary maro amin'izy ireny no sahirana amin'ny fitadiavana trano honena…..

Détail
course thumb

Oniversiten’i Fianarantsoa : fihaonan'ny Minisitra tamin'ireo tokotelo mahamasanandro ny fampianarana ambony

« Ianareo no mampiodina ny Oniversite, koa tsy maintsy mifanome tanana sy mifanoro hevitra isika », hoy ny Minisitra raha niantso ny fiaraha-mientan’ny…..

Détail
course thumb

« Mois des Universités en dialogue » – Andiany voalohany

𝐻𝑒𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑡𝑎𝑛𝑡𝑒𝑟𝑎ℎ𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑀𝐸𝑆𝑈𝑃𝑅𝐸𝑆, 𝑚𝑖𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝐶𝐸, ℎ𝑎𝑛𝑎𝑚𝑎𝑓𝑖𝑠𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑘𝑎𝑙𝑖𝑡𝑎𝑜𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑏𝑜𝑛𝑦.Napetraky ny Filoham-pirenena, Andriamatoa Andry RAJOELINA ho ivon’ny tetikasa fanavaozana…..

Détail
course thumb

Fananganan-Tsaina 30 Jona 2025 : Mesupres-Oniversite Fianarantsoa

Tao amin'ny Oniversiten'i Fianarantsoa no nanatanterahan'ny Fianakaviamben'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, notarihin'ny Pr CHAMINAH Loulla, ny Fananganan-Tsaina,…..

Détail