Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Université de Toamasina: Sortie de promotions, reconnaissance des enseignants et journée socio-culturelle

L’Université de Toamasina a célébré la sortie de ses promotions lors d’une cérémonie officielle, le 22 mars 2024. Plus de 1000 étudiants issus…..

Détail
course thumb

Les chercheurs Malagasy mettront en œuvre des stratégies novatrices pour combattre le paludisme

Le Paludisme, c'est un fléau néfaste voire même fléau d'extermination des enfants Malagasy surtout dans les régions grand Sud Est de l'île. En 2023, 846…..

Détail
course thumb

Famindram-pitantanana teo amin’ny Tale Jeneralin'ny Fampianarana Ambony

Nandray ny asany ny Tale Jeneralin’ ny Fampianarana Ambony Noraisina nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra ny 06 martsa 2024 ny Didim-panjakana manendry ny Tale Jeneralin'ny Fampianarana…..

Détail
course thumb

Fitsidihana ny Institut Supérieur de Technologie Antananarivo (IST)

Miezaka mijery vahaolana amin'ny fanatsarana rehetra ny ministera Nitsidika ny Ivontoeram-pampianarana Ambony momba ny Teknolojian’Antananarivo na IST eny Ampasapito ny Minisitry ny…..

Détail
course thumb

Fanentanana momba ny fiainana ara-pananahana tao amin'ny Oniversiten'Analanjirofo

Tafiditra hatrany ao anatin'ny fanatanterahana ny Politika Ankapoben'ny Fanjakana sy ho fanatrarana ny tanjona ao anatin’ny 100 andro dia mitohy ny hetsika fanentanana amin'ny…..

Détail
course thumb

Fanofanana mpampianatra any amin’ny Oniversiten'Analanjirofo

Taorian'ny tao ao amin'ny Oniversiten'Itasy dia mitohy any amin'ny Oniversite’Analanjirofo, any Fenoarivo Antsinanana ny fanofanana mpampianatra ataon'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony…..

Détail
course thumb

Vahaolana ho an’ny trano fonenan’ny mpianatra ao amin’ny Oniversiten’Antsiranana

Ao anatin’ny fitsidihan’ny Minisitry ny Fampianarana sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny Oniversite’Antsiranana dia natomboka tamin'ny fomba ofisialy ny 2 Martsa 2024…..

Détail
course thumb

Nanatanteraka ny andro maitso ny fikambanan'ny Mpikaroka Mpampianatra

Fototra iorenan'ny fikarohana ny zava-maniry sy ny biby ka mahatsiaro manana adidy amin'ny fifanomezan-tanana amin'ny fikarakarana ireo hazo sy biby ireo ny fikambanan'ny Mpikaroka…..

Détail
course thumb

Fitsidihan’ny Minisitra ny Oniversiten'Antsiranana

Manatanteraka fitsidihana any amin’ny Oniversiten’Antsiranana Andriamatoa Minisitra nanomboka ny 01 martsa 2024, fotoana izay nahafahany nihaona sy nifanakalo hevitra tamin’ireo mpisehatra eo amin’ny…..

Détail