Tafiditra hatrany ao anatin'ny fanatanterahana ny Politika Ankapoben'ny Fanjakana sy ho fanatrarana ny tanjona ao anatin’ny 100 andro dia mitohy ny hetsika fanentanana amin'ny…..
Détail
Taorian'ny tao ao amin'ny Oniversiten'Itasy dia mitohy any amin'ny Oniversite’Analanjirofo, any Fenoarivo Antsinanana ny fanofanana mpampianatra ataon'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony…..
Détail
Ao anatin’ny fitsidihan’ny Minisitry ny Fampianarana sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny Oniversite’Antsiranana dia natomboka tamin'ny fomba ofisialy ny 2 Martsa 2024…..
Détail
Fototra iorenan'ny fikarohana ny zava-maniry sy ny biby ka mahatsiaro manana adidy amin'ny fifanomezan-tanana amin'ny fikarakarana ireo hazo sy biby ireo ny fikambanan'ny Mpikaroka…..
Détail
Manatanteraka fitsidihana any amin’ny Oniversiten’Antsiranana Andriamatoa Minisitra nanomboka ny 01 martsa 2024, fotoana izay nahafahany nihaona sy nifanakalo hevitra tamin’ireo mpisehatra eo amin’ny…..
Détail
Dans le cadre du projet de mise en place d’un Système d’Information de la Recherche Scientifique, la Direction de la Recherche et de…..
Détail