Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Andro voalohany hoan’ny fanadinana Bakalorea 2024

Mizotra am-pilaminana amin’ny ankapobeny ny fanadinana Bakalorea manerana an’i Madagasikara, izay nanomboka androany 22 jolay 2024.Mpiadina miisa 218 359 no nisoratra anarana manerana ny Nosy. Ny taranja…..

Détail
course thumb

MESupReS : Nisitraka fampitaovana avy amin’ny MNDPT

Tafiditra ao anatin’ny politika ankapoben’ny Fanjakana ny fanatobiana nomerika ary tanjona ihany koa ny fampiroboroboana ireo Oniversite manakaiky vahoaka. Ao anatin’izay fampivoarana an’i Madagasikara…..

Détail
course thumb

Bakalôrea 2024: Fitsidihana ny Ivon-toeram-panadinana ao Manjakandriana

Ao anatin’ny fanomanana ny fanadinana Bakalorea dia tonga nitsidika ny Ivon-toeram-panadinana ao amin’ny Disitrikan’i Manjakandriana ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana…..

Détail
course thumb

Oniversiten’Antananarivo : Famaranana ny fankalazana ny faha 60 taonan’ny Fakiolten’ny Siansa

"Fakiolten’ny Siansa miara-miasa, miara-mandroso".Notontosaina ny 05 jolay 2024, teny Ankatso ny lanonam-pamaranana ny faha 60 taona nijoroan'ny Fakiolten'ny…..

Détail
course thumb

Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministera sy ny Royal Botanic Gardens Kew

Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa mpisolo toerana, Pr RAVOKATRA Fidiniavo teto Fiadanana ny delegasiona avy amin’ny…..

Détail
course thumb

Atelier DEFI EAU: Des formations en Eau, Assainissement et Hygiène dans les établissements d’enseignement supérieur

Un atelier sur les besoins et offres de formations concernant les métiers de l'eau à Madagascar s'est tenu le 1er Juillet 2024 à l'Hôtel…..

Détail
course thumb

MarCOSIO : Des solutions novatrices pour la gestion durable de nos ressources maritimes et côtières

Un atelier régional du projet Africa Marine and Coastal Operations for Southern Africa (MarCOSIO) s’est tenu du 19 au 21 juin à l’Ibis Hôtel & Spa Akorondrano.…..

Détail
course thumb

Fanadiovana faobe teny amin’ny Sekoly Ambony Politeknika Vontovorona

Nanatontosa hetsika fanadiovana faobe ny trano fonenan'ny mpianatra ivelany sy anatiny ary ny tokotanibe ireo mpianatry Sekoly Ambony Politeknika Vontovorona ny 19 jona 2024. Nampiavaka…..

Détail
course thumb

Adina ara-panatanjahantena bakalorea 2024: Manampy amin’ny fanatanterahana izany ny fanjakana

Tonga nanatanteraka fidinana ifotony tampoka, nanatrika ny adina ara-panatanjahantena teny amin'ny kianjan’Alarobia ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy…..

Détail