Archives des actualités du MESUPRES

course thumb

Fandraisan’ny Ministra ireo mpianatra monina eny amin’ny Campus Ankatso II

Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla teto Fiadanana ireo solontenan’ny mpianatra monina eny amin’ny Campus Ankatso…..

Détail
course thumb

Fananganan-tsaina 26 aogositra 2024

Nitarika ny fananganan-tsaina ny alatsinainy 26 aogositra 2024 ny Ministry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa vaovao, Pr CHAMINAH Loulla.Hafaliana ho an’ny mpiasa rehetra ny niarahaba sy nandray azy.…..

Détail
course thumb

FAMINDRAM-PITANTANANA TETO AMIN'NY MESUPRES: Nandray ny asany ny Minisitra vaovao, Pr CHAMINAH Loulla

Tontosa androany 23 aogositra 2024 teto Fiadanana ny famindram-pitantanana teo amin'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa…..

Détail
course thumb

Salon de l'etudiant 2024: Nosokafana tetsy amin’ny Lycee JJ Rabearivelo

Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny 22 aogositra 2024 eny amin'ny Lycée JJ Rabearivelo Analakely ny hetsika "Salon de l'étudiant 2024", izay karakarain'ny Ministeran’ny Fampianarana…..

Détail
course thumb

ASIEF 2024: Nanatrika ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa mpisolo toerana

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 10 aogositra 2024 ny fifaninanana nasionaly ara-panatanjahantena iraisan'ny…..

Détail
course thumb

Fakiolte EGS-Oniversiten’Antananarivo: Lanonana famoahana ny andiany « TARATRA »

Notontosaina teny amin’ny « Grand Amphithéâtre » EGS Ankatso ny 26 jolay 2024 ny lanonana famoahana ny andiany nahavita fianarana Master « Économie de l’Energie, des…..

Détail
course thumb

Andro voalohany hoan’ny fanadinana Bakalorea 2024

Mizotra am-pilaminana amin’ny ankapobeny ny fanadinana Bakalorea manerana an’i Madagasikara, izay nanomboka androany 22 jolay 2024.Mpiadina miisa 218 359 no nisoratra anarana manerana ny Nosy. Ny taranja…..

Détail
course thumb

MESupReS : Nisitraka fampitaovana avy amin’ny MNDPT

Tafiditra ao anatin’ny politika ankapoben’ny Fanjakana ny fanatobiana nomerika ary tanjona ihany koa ny fampiroboroboana ireo Oniversite manakaiky vahoaka. Ao anatin’izay fampivoarana an’i Madagasikara…..

Détail
course thumb

Bakalôrea 2024: Fitsidihana ny Ivon-toeram-panadinana ao Manjakandriana

Ao anatin’ny fanomanana ny fanadinana Bakalorea dia tonga nitsidika ny Ivon-toeram-panadinana ao amin’ny Disitrikan’i Manjakandriana ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana…..

Détail