Actualités

Retrouvez ici toutes les actualités du MESUPRES : événements, activités, réalisations, projets, réunion, ...

course thumb
  • 15 Avril 2024

Atrikasa fandrindrana ny fanadinam-panjakana bakalorea 2024

Fanamby lehibe apetraky ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ny hampirindra sy hampilamina hatrany ny fanadinana bakalorea eto Madagasikara.Nisy araka izany ny atrikasa…..

En savoir plus
course thumb
  • 12 Avril 2024

Fampianarana ambaratonga ambony manakaiky vahoaka: Napetraka ny Oniversite ao Ambohibary Moramanga

Notontosaina tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambohibary ao amin’ny Distrikan’i Moramanga ny 11 Aprily 2024 ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny…..

En savoir plus
course thumb
  • 12 Avril 2024

MESUPRES - SYNDPERS : Lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona

Lanonana goavana narahana nofon-kena mitam-pihavanana no nifampiarahaban'ny Sendikan'ny mpiasan'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (SYNDPERS) tamin'ireo…..

En savoir plus
course thumb
  • 11 Avril 2024

Fikarohana Ara-Tsiansa : Fanofanana entina manamafy ny fahaiza-manaon’ny mpikaroka hanomezan-danja sy hiarovana ny voka-pikarohana

Mitohy ny fanamafisana fahaiza-manao na « renforcement de capacités » ho an'ireo mpikaroka ka anjaran’ireo mpikaroka tao…..

En savoir plus
course thumb
  • 04 Avril 2024

Université d’Antananarivo – ARES de Belgique: Atelier pour la mise en place d’une Plateforme Numérique de la Recherche

Un atelier de formulation de besoins pour la conception d'une plateforme numérique de la recherche enracinée a été organisé…..

En savoir plus
course thumb
  • 29 Mars 2024

29 Martsa 1947- 29 Martsa 2024: Andro natokana ho fahatsiarovana ny faha 77 taonan'ny tolom-panafahana.

Natomboka teny amin'ny Fasan'ny Mahery Fo avaratr'Ambohitsaina Mausolée ny lanonam-pahatsiarovana ny tolom-panafahana 1947 sy fametrahana fehezam-boninkazo.…..

En savoir plus
course thumb
  • 28 Mars 2024

Université d’Antananarivo Faculté EGS: Sortie de la promotion "AMPINGA" du Département Multidisciplinaire en Gestion des Risques et des Catastrophes

Le Département Multidisciplinaire en Gestion des Risques et des Catastrophes (DMGRC) de la Faculté…..

En savoir plus
course thumb
  • 28 Mars 2024

AUF – SCAC- MESUPRES- METFP: Investir dans l’avenir des jeunes

Lors de la réunion de travail entre le Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique avec l’Agence Universitaire de la Francophonie (AUF) et le Service de Coopération…..

En savoir plus
course thumb
  • 26 Mars 2024

Nisitraka fanofanana ireo mpampianatra ao amin'ny IES-AV Antsirabe

Taorian’ny fanomezana fanofanana ireo mpampianatra ao amin'ny Oniversiten’Itasy, Fianarantsoa, Analanjirofo dia nisitraka ny fanofanana omen’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny…..

En savoir plus