Fararanon-danonana ny tao Mahajanga ny 29 sy 30 aogositra 2024 satria nisitraka fotodrafitrasa maromaro sy nametrahana vato fototra maromaro ny Oniversiten’i Mahajanga.𝐅𝐚𝐦𝐞𝐭𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐭𝐫𝐲…..
En savoir plus
Nandray ireo vondrona sy fikambanana mpisehatra amin’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa teto Fiadanana ny Minisitry…..
En savoir plus
Une convention de partenariat entre le Centre National de Recherches sur l’Environnement (CNRE), un centre de recherche sous tutelle du…..
En savoir plus
Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla teto Fiadanana ireo solontenan’ny mpianatra monina eny amin’ny Campus Ankatso…..
En savoir plus
Nitarika ny fananganan-tsaina ny alatsinainy 26 aogositra 2024 ny Ministry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa vaovao, Pr CHAMINAH Loulla.Hafaliana ho an’ny mpiasa rehetra ny niarahaba sy nandray azy.…..
En savoir plus
Tontosa androany 23 aogositra 2024 teto Fiadanana ny famindram-pitantanana teo amin'Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa…..
En savoir plus
Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny 22 aogositra 2024 eny amin'ny Lycée JJ Rabearivelo Analakely ny hetsika "Salon de l'étudiant 2024", izay karakarain'ny Ministeran’ny Fampianarana…..
En savoir plus
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 10 aogositra 2024 ny fifaninanana nasionaly ara-panatanjahantena iraisan'ny…..
En savoir plus
Notontosaina teny amin’ny « Grand Amphithéâtre » EGS Ankatso ny 26 jolay 2024 ny lanonana famoahana ny andiany nahavita fianarana Master « Économie de l’Energie, des…..
En savoir plus