Vaindohan-draharahan’ny Fitondram-panjakana ny fanarenana haingana ireo fahasimbana nateraky ny rivodoza GEZANI tao Toamasina. Nidina ifotony tao amin’ny Campus Barikadimy ny Minisitry…..
En savoir plus
Notanterahina teto Fiadanana ny 13 Febroary 2026, teo anatrehan'ny Pr RAHERIMANDIMBY Marson, Talen'ny Kabinetra ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, ny famindram-pitantanana…..
En savoir plus
Ho fanohanana ireo mpianatra traboina vokatry ny rivodoza GEZANI ao amin’ny Oniversiten’i Toamasina, dia nanolotra vary 900 kg…..
En savoir plus
Mitohy ny fiaraha-miasa sy ny ezaka hanarenana haingana ny fahavoazana nateraky ny rivodoza GEZANI tao amin'ny Oniversiten'i Toamasina. Ny 13 Febroary 2026 dia nihaona…..
En savoir plus
Ao anatin'ny firaisan-kina ho fanampiana ny Oniversiten'i Toamasina vokatry ny fandalovan'ny rivodoza GEZANI dia nitondra fanampiana ho azy ireo ny solontenan'ny Orange Solidarité notarihin’ny…..
En savoir plus
Taorian'ny fandalovan'ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, Andriamatoa RANDRIANIRINA Michaël, teny amin'ny Oniversiten'i Barikadimy-Toamasina ny 11 Febroary 2026,…..
En savoir plus
Anisan’ireo tena voadona mafy nandritra ny fandalovan’ny rivodoza GEZANI ny Oniversiten’i Toamasina. Araka ny tombana voalohany dia manodidina…..
En savoir plus
« 𝐴𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑣𝑎𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑜𝑚𝑎𝑑𝑦 𝑛𝑜 𝑚𝑖𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑡𝑠𝑖𝑙𝑜 »Manome lanja manokana ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa. Ao…..
En savoir plus
Tontosa ny 09 Febroary 2026, teto Fiadanana, ny famindram-pitantanana sy fametrahana an’ireo tompon'andraikitra vaovao eto anivon’ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa,…..
En savoir plus