Noraisin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, teto Fiadanana, ny 20 oktobra 2026, ny Masoivohon’i Frantsa vaovao eto Madagasikara, SEM Jean-Marc GROSGURIN.

Nifantoka tamin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy Frantsa amin’ny sehatry ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny fihaonana.