25 𝑆𝑒𝑝𝑡𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 2025 – 25 𝑆𝑒𝑝𝑡𝑎𝑚𝑏𝑟𝑎 2026.
Fanokanana tsangambato sy fametrahana fehezam-boninkazo ho mari-pahatsiarovana no nentina nankalazana ny tsiahy ny tolona 2025, izay feno herintaona ny 25 Septambra 2026.
Nanome voninahitra ny lanonana ireo Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana sy ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta ary ny mpikambana ao amin’ny Governemanta, nahitana ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy.
« 𝐹𝑖𝑗𝑜𝑟𝑜𝑎𝑛𝑎, 𝐹𝑖𝑟𝑎𝑖𝑠𝑎𝑛𝑘𝑖𝑛𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑡𝑎𝑛𝑖𝑛𝑗𝑎𝑛𝑎𝑘𝑎. »