𝑁𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑦 𝑛𝑦 𝑎𝑠𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝑇𝑎𝑙𝑒 𝑚𝑖𝑠𝑎ℎ𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑅𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎ℎ𝑎𝑚-𝑝𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑉𝑜𝑙𝑎

Voatendry ho Tale misahana ny Raharaham-pitantanana sy ny Vola eto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra ny 19 novambra 2025, Andriamatoa RAHERISON Andoniaina Hajanirina.

Notanterahina ny 20 novambra 2025 teto Fiadanana ny fifamindram-pitantanana teo aminy sy ny Tale teo aloha, Andriamatoa LAHIFARA André Noëlson, notarihan'Andriamatoa Sekretera Jeneralin'ny Ministera.