Lasa ny 12 novambra 2025 ny "panneaux solaires" ho an'ny Oniversiten'Antsiranana. Ny 11 novambra 2025 lasa teo no nalefa ny an'ny Oniversiten'i Toliara.
Izany dia vokatry ny asa mivaingana avy amin'ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa izay tarihan'ny Minisitra Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, hiadiana amin’ny fahatapahan-jiro eny anivon’ny Oniversite .
Hisitraka ireto fitaovana ireto avokoa ny Oniversite manerana ny Nosy.