Tontosa ny 29 oktobra 2025 teto Fiadanana ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa teo aloha Pr CHAMINAH Loulla sy ny Minisitra voatendry 𝐏𝐫 𝐑𝐀𝐕𝐎𝐍𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐍𝐝𝐚𝐨𝐡𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐚-𝐕𝐲, izay mandrafitra ny Governemantan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara.