Natolotra tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny 24 jona 2025, tao amin’ny CCI Ivato, ny andiany voalohany amin’ireo fiara fitateram-bahoaka mandeha 100% amin’ny herinaratra, izay tafiditra ao anatin’ny vina napetrany ho fampandrosoana an’i Madagasikara.
Nanotrona ny lanonana Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr CHAMINAH Loulla.