Nipetraka ho maodely ny Filoham-pirenena nitarika ny fambolen-kazo ny 16 desambra 2024. Manentana antsika hamboly hazo. Manana anjara andraikitra amin’izany isika mpisehatra rehetra ato amin’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa.