Ao anatin'ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan'ny Fahaleovantena sy nijoroan'ny Foloalindahy Malagasy dia niara-nientana tamin'ny 𝐇𝐚𝐳𝐚𝐤𝐚𝐳𝐚𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa tarihin'i Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy.
Naneho firaisankina sy fandraisana anjara mavitrika ny MESupReS nandritra ity hetsika ity.