Tontosa ny 26 Mey 2026, teny amin’ny Foibem-pirenena momba ny Fikarohana Ampiharina amin’ny Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra (FOFIFA) Ampandrianomby, ny fifamindram-pitantanana teo amin'ny Pr RASOAFALIMANANA Mbolarinosy sy 𝐃𝐫 𝐑𝐀𝐕𝐄𝐋𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐒𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐭𝐞𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐡𝐨 𝐓𝐚𝐥𝐞 𝐒𝐢𝐚𝐧𝐭𝐢𝐟𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧'𝐧𝐲 (𝐅𝐎𝐅𝐈𝐅𝐀).

Nitarika ny fotoana ny Talen'ny Kabinetran'ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa Pr RAHERIMANDIMBY Marson. Notronin'ny Tale Jeneralin'ny FOFIFA sy ireo mpiara-miasa eo anivon'ity ivotoeram-pikarohana ity.