VELOMA FARANY AN’I PROFESORA EMERITE RAKOTOMARIA ETIENNE, MATY NAMELA MAMY
Misaona tanteraka ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiantifika nohon’ny fahalasanan’ny andrarezina Profesora Rakotomaria Etienne.
Mialohan’ny nametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany dia niara-nanome voninahitra ny fanaovam-beloma farany azy teny amin’ny oniversite Ankatso ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiantifika miaraka amin’ireo fivondronamben’ny mpampianatra ny 17 aprily 2020.
|