Nitsidika ny Oniversiten’ny Toliara ny Minisitra Pr Elia (...)
6 mars 2020
06 mars 2020

Nihaona tamin‘ny rantsa-mangaika rehetra eny anivon’ny oniversiten‘ny Toliara ny ministry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiantifika ny zoma 6 martsa 2020. Na ny mpampianatra na ny mpandraharaha na ny mpianatra dia samy velombolo sy naneho fahavononana amin’ny hamahana ireo olana misy .Tsy nisalasala ihany koa ireto toko telo mahamasa-nahandro eto anivon‘ny oniversite ireto naneho ny hetahetan’izy ireo tamin-dRamatoa minisitra mba ho fitadiavam-bahaolana amin‘ireo olana sedrain’izy ireo eo amin‘ny lafiny fikarohana, ny fianarana, ary ny asa fandraharahana rehetra andavanandro ho fampihodinana ny oniversite. Taorian’ny fifampidinihana moa dia nidina teny amin‘ny campus Maninday ramatoa minisitra mba hijery ifotony ny toeram-pianarana sy ny toeram-ponenan’ny mpianatra eny amin‘ny oniversiten’ny toliara.

Université de ToliaraUniversité de ToliaraUniversité de ToliaraUniversité de ToliaraUniversité de Toliara
Revenir    AccueilAccueil du site
slot slot gacor link slot gacor slot777 slot gacor slot gacor slot slot88 slot online bet88 judi bola bet88 https://ppid.idu.ac.id/produk/sepuh77/ https://journalng.uwks.ac.id/file/trend/ https://2021.kinerja.ekon.go.id/halal/bet88 https://pariwisata.darmajaya.ac.id/wp-content/themes/ http://bpbd.karangasemkab.go.id/amp/ bet88 bet88 bet88