Mitohy ny fanentanana amin’ny fiadiana amin’ny aretina (...)
27 mars 2020
27 martsa 2020

Anjaran’ireo mpianatra monina eny #Ankatso II indray ny andron’ny 26 martsa 2020 ny nisitraka ny tsena mora izay fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa sy ireo mpiara-miombona antoka ho fampanjariana ny tsena mora hitsinjovana ireo mpianatra monina eny amin’ireo site.

Tao anatin’ny fanajana ireo fepetra tsy maitsy arahina hatrany no nizarana ireo vary sy menaka.

Mitohy ihany koa ny fanadiovana sy fandrarahana ranom-panafody tamin’ireo toerana manodidina izay nosahanin’ireo tompon’andraikitra eto anivon’ny Ministera foibe.

Site à visiter http://www.mesupres.edu.mg/?page=m_video&var_mode=calcul#

Ankatso II - Université d’AntananarivoAnkatso II - Université d’AntananarivoAnkatso II - Université d’AntananarivoAnkatso II - Université d’AntananarivoAnkatso II - Université d’Antananarivo
Revenir    AccueilAccueil du site
slot slot gacor link slot gacor slot777 slot gacor slot gacor slot slot88 slot online bet88 judi bola bet88 https://ppid.idu.ac.id/produk/sepuh77/ https://journalng.uwks.ac.id/file/trend/ https://2021.kinerja.ekon.go.id/halal/bet88 https://pariwisata.darmajaya.ac.id/wp-content/themes/ http://bpbd.karangasemkab.go.id/amp/ bet88 bet88 bet88