Fiaraha-miasa miaraka amin’ny OMS
14 février 2022
14 Février 2022

📌Tonga eto amintsika ny alatsinainy 14 febroary ny delegasiona mafonjan’ny OMS hanatanteraka iraka lehibe.

✅Hanao ny fanaraha-maso sy fandalinana miaraka ireo asa fikarohana sy andrana efa vita momba ny CVO+.

✅Nandray azy ary nitondra ny adi-hevitra sy famelabelarana avy hatrany ny ministry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr ASSOUMACOU Elia Béatrice, ny iraka avy amin’ny OMS CDC/ Afrika sy ireo avy amin’ny Comité Consultatif régional d’experts en Médecine Traditionnelle moa no nandray anjara tamin’izany.

✅Hitohy anio alarobia hatramin’ny zoma moa ity iraka tanterahin’ny OMS ity izay iarahany amin’ny #MESUPRES, MINSAN sy ireo rehetra misehatra amin’ny " Médecine traditionnelle ".

Naharitra adiny roa ny séance de travail .

Mesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres FiadananaMesupres Fiadanana
Revenir    AccueilAccueil du site