Fantatrao ve ?
17 décembre 2020
17 Décembre 2020

Fantatrao ve❓
Nianjady mivantana tamin’ny fiainanan’andavanandron’ny mpianatra monina eny amin’ny cités universitaires ny fiatraikan’ny valan’aretina Coronavirus.
Anisan’ny laharam-pahamehana ho an’ny Ministera tamin’ity taona 2020 ity, amin’ny maha Ministera mpiahy ny tontolon’ny fampianarana ambony azy ny manampy sy mijery manokana ireo mpianatra eo anivony, indrindra nandritry iny fotoan-tsarotra iny.
1️⃣1️⃣ 9️⃣7️⃣9️⃣
✅Ireo no isan’ireo mpianatra nisitraka Vatsy Tsinjo sy fanampiana avy tamin’ny Fanjakana tamin’ny alalan’ny Ministera nandritry ny fihibohana.

Revenir    AccueilAccueil du site