Cité Ambolokandrina no nanombohana ny fizarana VATSY (...)
26 mai 2020
Ny 23 mey 2020

Teny amin’ny cité Ambolokandrina no nanombohana ny fizarana ireo vatsy tsinjo ho an’ny mpianatra monina eny amin’ny cité androany 23 mey 2020 . Nandray ny anjarany teny ihany koa ireo mpianatra monina eny amin’ny cité Ravitoto ary mbola hisitraka izany avokoa ireo cité universitaire rehetra.

Nisaotra sy nankasitraka tanteraka izao hetsika fanampiana ataon’ny fitondram-panjakana izao ireo mpianatra.

Namafisina hatrany ny tokony hanajana ny fepetra rehetra ho fiarovana amin’ny valan’aretina corona virus.

Ireo mpianatra Ireo mpianatra Ireo mpianatra Ireo mpianatra Ireo mpianatra Ireo mpianatra Ireo mpianatra
Revenir    AccueilAccueil du site
slot slot gacor link slot gacor slot777 slot gacor slot gacor slot slot88 slot online bet88 judi bola bet88 https://ppid.idu.ac.id/produk/sepuh77/ https://journalng.uwks.ac.id/file/trend/ https://2021.kinerja.ekon.go.id/halal/bet88 https://pariwisata.darmajaya.ac.id/wp-content/themes/ http://bpbd.karangasemkab.go.id/amp/ bet88 bet88 bet88