CORONAVIRUS #2019-nCov - Ny tsara ho fantatra
10 février 2020
Ny desambra 2019 no niatombohany

FISEHONY :

- Manavy
- Marary an-doha
- Reraka
- Mangovitra
- Tsemboka
- Mangorangorana
- Tsy avy miaina

FOTOAM-PITOMBOANY :

- 2 ka hatramin’ny 14 andro eo
- Mazàna herinandro eo ho eo

FOMBA FAMINDRANY :

- Amin’ny rivotra
- Zavatra mivoaka amin’ny tena : Rora, rehoka, amany, tay hatsembohana . . .

TOROLALANA :

- Manasa tànana matetika
- Mampiasa mosoara fanary
- Mikohoka amin’ny kiho
- Tsy mifandray amin’ny efa tratrany
- Tsy avela maina ny tenda (misotro rano matetika)
- Mampiasa "Masque" na "cache bouche" rehefa ilaina (fivondronan’olona maro, sns. . .)
- Manantona mpitsabo vao misy mampiahiahy

Version malagasy et français à télécharger ici !!

Revenir    AccueilAccueil du site
slot slot gacor link slot gacor slot777 slot gacor slot gacor slot slot88 slot online bet88 judi bola bet88 https://ppid.idu.ac.id/produk/sepuh77/ https://journalng.uwks.ac.id/file/trend/ https://2021.kinerja.ekon.go.id/halal/bet88 https://pariwisata.darmajaya.ac.id/wp-content/themes/ http://bpbd.karangasemkab.go.id/amp/ bet88 bet88 bet88